no fantatra fa nahatratrarana fonosana sy fehezan-drongony milanja 600 grama tao an-tranony, ao Ambodimagnary ny 04 Janoary lasa teo. Ny Polisy miasa ao amin’ny fitaleavam-paritry ny filaminam-bahoaka ao Diana no nahatratra azy io taorian'ny fidinana ifotony nataon'izy ireo rehefa nahazo loharanom-baovao. Noentina tany amin’ny biraon’ny Polisy avy hatrany moa ny anaovavy nanaovana fanadihadiana ka fantatra fa naiditra am-ponja vonjimaika taorian’ny niakarany teo anivon’ny Fampanoavana. Taratry ny fahasahiranan’ny isan-tokantrano sy ny tsy fisian’ny asa avokoa amin’ny ankapobeny no antony mahatonga izany.
Pati
Legende : Ity ilay vehivavy tratra !
Tsy mampandeha amin’ny laoniny ny fanavaozana ny tsy fandriampahalemana»