Manana tolotra mifanojo amin' izany ny Tranom-barotra « Baolai » etsy Soarano, Analakely ary ao amin’ny Bazar be Toamasina. « Ho fiaraha-mifaly amin' ny daholobe amin’izao « Fetin’ny Fahaleovantenan' i Madagasikara » izao, dia manome Smartphone iray maimaim-poana ho an’ izay manjifa « réfrigérateur » iray ao aminy ny Baolai. Ho an’ ny besinimaro izay te- hanavao ny ao an - tokantrano ao kosa dia tsy tambo isaina ny entana loha laharana amin ny kalitao, vaovao, amin’ ny vidiny mirary. Ao ny maodely vaovao fahitalavitra fisaka mini Led - Ecran plat Oled - Smart Tv, misy 17 hatramin ny 120 pouces - Télé Led 12 volts mandeha batterie misy 19 - 22 ary 24 pouces - tsy mila herinatra. Misy antoka 1 taona avokoa izy ireo. Misy koa ny kit solaires feno toy ny panneaux, mini radio baffle bluetooth convertisseur batterie , subwoofer, congélateurs izay mitazona ny hatsiaka 135 ora aorian’ ny delestazy. Misy koa ny climatiseur, lave vaisselle, stabilisateur, cuisinière à gaz sy elektrika, mixeur, air fryer, micro sans fil, synthétiseur, mini - chaîne, plaque de cuisson , sound bar, aspirateur, …
Pati
Legende : Manana entana mora sady tsara ny tranom-barotra Baolai !
Tsy mampandeha amin’ny laoniny ny fanavaozana ny tsy fandriampahalemana»