airtel

Actualités

22-mai-2026

Fetin’ny PENTEKOSTA

Mahazo tolotra manokana

Sample post image

ireo hisakafo ao amin’ny PHO Resto

22-mai-2026

Amin’izao fetin’ny Pentekosta izao dia maro ireo mponina eto Antananarivo no manararaotra ny andro fety hivoahana sy hiarahana amin’ny fianakaviana, namana na olon-tiana. Misy ireo misafidy ny hijanona ao an-trano, ary misy kosa ireo mivoaka maka rivotra sy mitady toerana ahafahana misakafo sy miala sasatra ao anaty ambiance milamina. Anisan’ny toerana azo hisafidianana amin’izany ny Phô Resto, izay hanolotra fotoana manokana ho an’ireo mpankafy sakafo mandritra ity fetin’ity Pentekosta 2026 ity.Ho fanamarihana izany dia hisy Jus Star PM zaraina maimaim-poana isaky ny olona ho an’ireo rehetra manao « réservation de table » mialoha. Ny famandrihana « table » kosa dia hatramin'ny sabotsy 23 mey amin’ny 12 ora atoandro.
Nangonin’i RTT
 

Dans la même rubrique

22-sept-2026

fanadihadiana parlemantera ny ACM ‎

Card image cap
22-sept-2026

rehetra ao aminy ny FFKM

Card image cap
22-sept-2026

Iles Eparses, hitad mpiara-miombon’antoka

Card image cap
22-sept-2026

Handoavana 15000Ar isaky ny fiara tsy misy entana

Card image cap
22-sept-2026

7 lahy voasambotra sy nidoboka am-ponja

Card image cap