Boriborintany enina eto an-drenivohitra dia fantatra fa hahazo ny anjarany ihany koa ny any amin’ny faritra. Vokatry ny fiaraha-miasan’ny kaominina Antananarivo renivohitra sy ny orinasa Star no angady nananana itsy voalohany raha hiarahan’ny Star amin’ireo kaominina any amin’ny faritra ihany koa ny fanatontosana ilay faharoa.Tanjona amin’izany ny hitaizana ny ankizy madinika dieny mbola kely amin’ny resaka fahadiovana hahafahana mikajy sy miaro ny tontolo iainana. Hisitraka fanampiana ara-materialy avy moa ireo EPP ireo miankina amin’ny isan’ny tavoahangy plastika voaangon’ny isan-tsekoly. Tsiahivina moa fa nizara tohan’aina ho an’ireo mpianatra miisa 4 .250 tamin’ireo sekoly fito ireo ny orinasa Star nandritra ny fandalovany raha miisa 68 ny isan’ireo baka Kopakelatra eto Antananarivo hatreto.
Pati
Legende : Nampianarina hampiasa ny baka Kopakelatra ny mpianatra
dia anisany ny angovo sy herinaratra, saingy mbola mitoetra ho tsizarizary ny fisitrahan’ny
Tsy misy tsy mikolay amin’ny faharatsian’ny tolotra mikasika ny angovo sy herinaratra eto Madagasikara,
Nisy ny firehetana tamina fivarotan-kazo iray teny Tsarahonenana ny 27 may teo,
Tena mampitaraina mpanjifa maro ny fotoana lany amin'ny fandoavana ny vidin-jiron'ny JIRAMA
Rongony 42 kitapo no tratran'ny Polisim-pirenena tao Ihosy,
Ny 28 may vao notontosaina tetsy amin’ny zaridainan’Antaninarenina ny fankalazàna ny