airtel

Actualités

06-juil-2026

Fikolokoloana

an'Ampasamanatongotra Nanao hetsika ny mponin'Itasy

Sample post image

Isan'ireo harena ara-tantara

06-juil-2026

mampiavaka ny Faritra Itasy i Ampasamanatongotra, hoy ny fampitam-baovao voaray. Toerana iray mendrika hokolokoloina sy homena lanja ho lova iombonana. Notanterahina, noho izany, ny hetsika fanadiovana sy fanatsaràna ny toerana, niarahan'ny mpiara-miasa avy ao amin'ny Fiadidiam-paritry ny serasera sy ny kolontsaina Itasy sy ireo mponina ao an-toerana notarihin'ny lehiben'ny Fokontany. Ny tanjon'izao hetsika izao dia ny hikolokolo sy hanatsara ny toerana manan-tantara, ary indrindra ny hampiroborobo ny fanomezana lanja sy fiarovana ny lova ara-kolontsaina ho an'ny taranaka ankehitriny sy ny ho avy, raha ny fanazavana hatrany.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

07-sept-2026

demokrasia no tena mipetraka ny kolikoly»

Card image cap
07-sept-2026

Tsy mba miova ny tantara fa ny

Card image cap
07-sept-2026

hanamboaran-dalana eto Madagasikara

Card image cap
07-sept-2026

Hametraka ho laharam-pahamehana

Card image cap
07-sept-2026

Voalaza ho antony nahafaty olona tao amin’ny "Bloc opératoire"

Card image cap
07-sept-2026

Sinoa roalahy voatana am-ponja ao Tsiafahy

Card image cap