airtel

Actualités

23-juil-2026

Ihanta Ralitera Randriamandranto

«Misaona ny firenena!»

Sample post image

Mitohy hatrany toa manao tohivakana

23-juil-2026

ny antso fitadiavana olona very, hoy ny mpikatroka eo anivon’ny antoko politika Teza, Ihanta Ralitera Randriamandranto. Mitohy koa ny fahitàna ny sasany amin'izy ireo saingy indrisy na vata-mangatsiaka sisa no tafaverina eo amin'ny fianakaviany na verivery saina tsy mahatadidy ny zavatra nahazo azy ireo, hoy izy. Mba hisy fiafarany ihany ve izao zava-doza mitranga izao? Mba hisy valiny ihany ve ny fanontaniana hoe inona no antony? Mba hisy vokany ihany ve ny fanadihadiana izay toa hoe efa mandeha? Mba efa misy fandraisana fepetra hentitra sy azo tsapain-tànana ve noraisin'ny tomponandraikitra samihafa hiarovana ny vahoaka manerana ny nosy? Efa sangy mihoatran’ny azo leferina izao. Tsy azo ekena intsony! Tahotra no hiainana! Misaona ny firenena! Mankahery ny fianakavina rehetra izay ao anaty fahoriana sy tebiteby, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

17-sept-2026

karaman’ireo depiote hamahana delestazy ! »

Card image cap
16-sept-2026

Mbola tsy mivaha tanteraka ireo

Card image cap
16-sept-2026

124 miliara dolara ho an’i Afrika, zara raha 406 tapitrisa dolara ny antsika

Card image cap
16-sept-2026

Niverina ofisialy omaly 15 septambra 2026

Card image cap