airtel

Actualités

24-avril-2026

IT SOLAR PRO

Vahaolana mahomby, fitaovana raitra, angovo azo antoka

Sample post image

Vahaolana iray amin’ny olan’i Madagasikara

24-avril-2026

eo amin’ny resaka angovo ny orinasa IT SOLAR PRO. Afaka manofa ireo fitaovana mandritra ny fotoana maharitra, avy eo lasa tompony ny orinasa na tokantrano liana hiara-hiasa aminy. Teknisianina malagasy matihanina no manao ny asa ary vita ao anatin’ny 1 andro ny fametrahana ireo fotodrafitrasa. Afaka mbola mitsirika izy ireo aorian’izay raha toa ka misy fikojakojana mila atao. Manahirana ny olan’ny herinaratra eto Madagasikara ary tena misy voka-dratsy any amin’ny famokarana sy ny toekarena. Maro ny orinasa, tokantrano te hivadika hampiasa ny angovo azo havaozina kanefa mihevitra hoe lafo be ilay izy no sady sarotsarotra ara-teknika. Nitady ny hevitra hanamorana ny fahazoan’ny rehetra ny angovo azo avy amin’ny herin’ny masoandro ny IT SOLAR PRO na ny amin’ny ara-taratasy io na ara-pitaovana na ara-bola sy ara-piarahamiasa. IT SOLAR PRO : 034 94 607 39 - 037 84 607 39 – 033 84 608 84
 

Dans la même rubrique

19-juin-2026

no tsy manao ezaka mianatra»

Card image cap
19-juin-2026

Haverina ny lanjan’ny fampianarana teknika », hoy ny Minisitra Todisoa

Card image cap
19-juin-2026

lehibe ny tananan'i Talatamaty

Card image cap
19-juin-2026

nalentiny tao anaty rano ny zanany

Card image cap
18-juin-2026

manoloana ny raharaha Iran sy Etazonia

Card image cap
18-juin-2026

Lehilahy iray mpanao saribao naiditra am-ponja vonjimaika

Card image cap