airtel

Actualités

16-févr-2026

Loza efa ho avy ?

Olona dimy nilatsaham-potaka

Sample post image

Misesy sy masiaka ny varatra tato ho ato.

16-févr-2026

Mandatsak'aina mihitsy. Lasibatra avokoa na zavamananaina na zavamaniry. Omaly alahady tolakandro izao, dia olona miisa dimy no nilatsaham-potaka, tao amin'ny Fokontany Atsimotsena - Belo Tsiribihina. Maty teo noho eo ny telo, fa ny roa nifamonjena ny fanavotana azy nentina namonjy hopitaly. Mbola anatin'ny vanimpotoana fahavaratra eto Madagasikara amin'izao. Mila mitandrina, manalavitra ny omby, tsy milalao finday na miantso, tsy mihazakazaka...rehefa mikotroka ny andro.

Jean D.
 

Dans la même rubrique

17-avril-2026

Nofoanana tamin’ny taona 1973

Card image cap
17-avril-2026

Tsy mampandeha amin’ny laoniny ny fanavaozana ny tsy fandriampahalemana»

Card image cap
17-avril-2026

fifamonoana sy fifanimbàna»

Card image cap
17-avril-2026

ivelany mafy tsy voafehintsika»

Card image cap
17-avril-2026

hanaraha-maso ireo faritra arovana

Card image cap
17-avril-2026

hahazo tombony amin’ny tetikasa D-CLIC

Card image cap