airtel

Actualités

22-déc-2025

Marcel Razafimahatratra

«Mangiana aloha ny revirevin'i Lafrantsa»

Sample post image

Tadiavina aloha ny marina dia

22-déc-2025

atombina ny rariny, hoy ny mpikatroka MFM, Marcel Razafimahatratra. Izay vao miresaka fihavanana, hoy izy. Tsy maintsy ampandraisana ny valin’asany ireo rehetra nandrendrika ity firenena ity! Mangiana aloha ny revirevin'i Lafrantsa hampamerina moramora an-dry Rajoelina sy ry Ntsay. Toa izany koa ny forongon’ireo eto, hoy hatrany izy.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

17-avril-2026

Nofoanana tamin’ny taona 1973

Card image cap
17-avril-2026

Tsy mampandeha amin’ny laoniny ny fanavaozana ny tsy fandriampahalemana»

Card image cap
17-avril-2026

fifamonoana sy fifanimbàna»

Card image cap
17-avril-2026

ivelany mafy tsy voafehintsika»

Card image cap
17-avril-2026

hanaraha-maso ireo faritra arovana

Card image cap
17-avril-2026

hahazo tombony amin’ny tetikasa D-CLIC

Card image cap