airtel

Actualités

12-sept-2025

Marcel Razafimahatratra

«Miandry inona ny gasy?»

Sample post image

Nilomano tao anaty miliara i Pablo Escobar, izay

12-sept-2025

raindahiny tamin'ny kolikoly sy trafika samihafa, hoy ny mpikatroka MFM, Marcel Razafimahatratra. Nanangana fanjakàna anaty fanjakàna mihitsy aza ka nilalao sy nibaiko ny fiainana politika tao Kolombia, hoy izy. Lany depiote mihitsy izy noho izany mba hiarovany ny "tomboratsiny" sy ny adalany. Toraka izany ny «Cartel de Cali», izay mpifaninana taminy tamin'ny varo-drongony, izay nahavita nampadany filohan'ny repoblika mihitsy. Samy dila ireo anefa ankehitriny. Rehefa mba nandio tokotany ny kolombianina. Miandry inona ny gasy, hoy hatrany izy?
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

17-juil-2026

125 Miliara Ariary eo hatreto ny kaonty nogiazana

Card image cap
17-juil-2026

Miara-miasa amin’ny rafitra iraisampirenena ny ARAI

Card image cap
17-juil-2026

Vao nanomboka dia nangotraka ny delestazy...

Card image cap
17-juil-2026

Misy mibodo ny tanin'ireo mponina

Card image cap
17-juil-2026

marika World Cola ny mpanankato Denise.

Card image cap
17-juil-2026

mampanahy raha tsy miara-mientana isika»

Card image cap