airtel

Actualités

16-avril-2026

Tanjombato

Nosokirina tao ambanin’ ilay

Sample post image

machine élévateur" ilay olona

16-avril-2026

Olona miisa 3 no naratra mafy noho ny fivadihan'ny "machine élévateur" iray teny Ambohimanatrika Andohavato Tanjombato, omaly alarobia tokony ho tamin'ny 7 ora maraina. Nosokirina tao ambanin’ilay fiaran-dalamby ny iray tamin’izy ireo ka naratra mafy, tapa-tongotra, ary efa nalefa namonjy toeram-pitsaboana. Trano miisa roa sy mpivarotra amoron-dalana maromaro no tra-doza. Tsy nisy ny aina nafoy. Tsy dia mateti-pitranga nytoa izao eny amin’io toerana io. Efa nisy hatrany moa ny fanentanana nataon'ny orinasa MADARAIL ny tsy hanorenan'ny mponina trano manamorina ny lalamby mba hisorohana ny loza saingy vao miha aza nitombo isa ireo trano izay miorina manamorina ny lalamby indrindra ireo mpivarotra.
NARINDRA
 

Dans la même rubrique

05-juin-2026

Fantantsika hatramin’izay fa ny

Card image cap
05-juin-2026

HCC raha mikotrika fanongam-panjakana"

Card image cap
05-juin-2026

ny asa no ifampitsarana!"

Card image cap
05-juin-2026

Voalohany Miisa 31 hatreto ireo Malagasy

Card image cap
05-juin-2026

mifototra amin’ny fahitsiana no tanjona

Card image cap
05-juin-2026

kolikoly amin'ny fampianarana

Card image cap