airtel

Actualités

14-avril-2026

MISS TAO FOULPOINTE

Maty nisy namosavy ?

Sample post image

Tovovavy iray izay lany

14-avril-2026

tamin'ny fifaninanana hatsaran-tarehy sy hatsaram-bika na Miss tao Foulpointe no fantatra fa maty nisy namosavy tany an-toerana. Roa taona katroka hoy ny vaovao no nikikisan'ny aretina azy, aretina izay tsy nety sitram-panafody. Vao afa-panadinana Bakalorea sy lany Miss izy no voalaza fa nanomboka narary. Indrisy anefa fa tsy tana intsony hatramin'ny ainy. Rahampitso Alarobia 15 Aprily no fantatra fa handevenana ny nofo.mangatsiakany ao Foulpointe ihany. Mbola vao 20 taona mahery Itompokovavy ankehitriny.
Nangonin'i Pati
Légende : Tahaka izao sisa no nihafaran'ilay Miss tao Foulpointe !
 

Dans la même rubrique

05-juin-2026

Fantantsika hatramin’izay fa ny

Card image cap
05-juin-2026

HCC raha mikotrika fanongam-panjakana"

Card image cap
05-juin-2026

ny asa no ifampitsarana!"

Card image cap
05-juin-2026

Voalohany Miisa 31 hatreto ireo Malagasy

Card image cap
05-juin-2026

mifototra amin’ny fahitsiana no tanjona

Card image cap
05-juin-2026

kolikoly amin'ny fampianarana

Card image cap