airtel

Actualités

06-mars-2024

Miha ratsy tanteraka ny fiarahamonina

Ankizivavy nisy nanendaka notazanin’ireo mpamily «taxi» fotsiny

Sample post image

Ankizivavy kely miisa 2 avy niasa no nisy nanendaka teo andohan'Analakely

06-mars-2024

ny harivan’ny alatsinainy teo, tokony tamin'ny 7 ora, hoy ny tovovavy iray hafa nahatazana ny zava-niseho. Nifampisintona poketra tamin'ilay mpanendaka izy 2, hoy ity tovovavy ity. Nojeren'ireo mpamily fiarakaretsaka na «taxi» fotsiny nefa dia lehilahy matanjaka be ry zareo. Nojereny fotsiny nefa dia eo anoloan-drizareo ilay tranga na «action», hoy hatrany izy. Miha ratsy sy mifampiolonolona tanteraka, araka izany, ny fiarahamonina eto Antananarivo, raha ny fitantaran’ity tovovavy ity hatrany.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

17-avril-2026

Nofoanana tamin’ny taona 1973

Card image cap
17-avril-2026

Tsy mampandeha amin’ny laoniny ny fanavaozana ny tsy fandriampahalemana»

Card image cap
17-avril-2026

fifamonoana sy fifanimbàna»

Card image cap
17-avril-2026

ivelany mafy tsy voafehintsika»

Card image cap
17-avril-2026

hanaraha-maso ireo faritra arovana

Card image cap
17-avril-2026

hahazo tombony amin’ny tetikasa D-CLIC

Card image cap