fonja ao Ikongo, raha ny fampitàm-baovao voaray avy any an-toerana omaly. Tsy mandray voafonja izahay, hoy izy ireo, mandra-pivoakan’ny fitakiana ny zo fototra ho an’ny mpiasa manerana ny nosy. Mba jereo izahay aty amin’ny tany lavitra andriana, hoy hatrany ny hikiakan’ireto mpandraharahan’ny fonja ireto! Isan’ireo distrika malaza ho tsy mandry fahalemana koa nefa, etsy ankilany, ity distrika iray ity.
J. Mirija
Tsy mampandeha amin’ny laoniny ny fanavaozana ny tsy fandriampahalemana»