airtel

Actualités

03-juil-2026

NY ASA VITAN’NY FARITRA

ANALAMANGA TAO ANATIN’NY 6 VOLANA

Sample post image

HO FANATRARANA NY VINAN’NY FITONDRANA FANAVAOZANA.

03-juil-2026

IREO FANAVAOZANA ENTIN’NY FARITRA ANALAMANGA (sary CR)
 FANAVAOZANA NY FITANTANANA :

• Manokatra varavarana ho an’ny rehetra (olom-boafidy, olom-boatendry, olon-tsotra, fikambanana…) ;
• Fitantanana mangarahara ;
• Fanomezana lanja ireo mpiasan’ny Faritra amin’ny fanendrena lehiben’ny sampan-draharaha ;
• Fanajana ny fitohizan-draharaham-panjakana ;
• Fanavaozana ny tontolo iasan’ny mpiasa (fampitaovana, fanatsarana ny birao) ;
• Fananganana toerana vaovao hametrahana ireo « Engins » sy fitaovan’ny Faritra Analamanga

 FANAVAOZANA FOMBA FIASA :

• Tsy misy distrika hadino na iray aza ;
• Fanamboarana ireo fitaovana « Engins » ;
• Fampiasana ny fitaovan’ny Faritra ho an’ny tena tombontsoam-bahoaka.

 FANAVAOZANA TOE-TSAINA :

• Fivoizana ny maha zava-dehibe ny fifanomezan-tanana eo amin’ny fampandrosoana.

FOTODRAFITRASA VITA
• Terrassement : 165 km : District Andramasina, Antananarivo Atsimondrano, Ambohidratrimo, Manjakandriana, Antananarivo Avaradrano (sary 1 sy 2)
• Pointà temps : 3404,28 m2 : By pass Ankadimbahoaka, 67 Ha, Madinox, Andohatapenaka, Coum, Pharmacie Mamy 67 ha, BAR mena-police,CEG Betsimitatatra (sary 3 sy 4)
• Pavé : Betsizaraina (1000 mL/4700 m²),Ankazondandy (350 mL/1575 m²), fanarenana ny lalana rarivato Antsahamanitra (sary 5 sy 6)
• Aménagement : trottoir IMATEP, trottoir BANI Ivato, trottoir Aéroport RAVINALA

FANABEAZANA
• Fananganana sekoly: CEG AMBOLO (sary 7)
• Fanavaozana sekolymiisa 2 : EPP BETAFO Ambohimanarina, EPP AMBOLO, (sary 8)
• Fizaràna fitaovana : table bancs 150 ho an’ny sekoly miisa 4 , kits scolaires CEPE 650(sary 9 sy 10)

KOLONTSAINA SY FANATANJAHANTENA
• Rugby : fanohanana ny 15 MAKIS Vehivavy, fanohanana ny tontolon’ny rugbyeto Analamanga (maillots, coupe, omby) (sary 11 sy 12)
• Foot : fanohanana ny sekolin’ny baolina kitra Ambohidratrimo(fampitaovana ara-materialy) (sary 13)
• Basket : fanohanana ny mpilalao basket vehivavy niatrika ny « basketball women’s series 3x3 »,fanohanana ny hetsika Moov upinter-Callcenter (sary 14 sy 15)
• Hand ball : fanohanana ny federasiônina malagasin’ny Hand ball (sary 16)
• Intermédias : fanohanana ny mpanao gazety tamin’ny alalan’ny hetsika intermédias (sary 17)
• Famaizan’ny Rovan’Ambohidratrimo (fanalana faditra nanolorana omby) (sary 18 sy 19)
• Fikarakarana hetsika fankalazana ny fetim-pirenena tao Ankazobe sy Anjozorobe (afomanga,arendrina,podium,hetsika ara-panantanjahantena maro samihafa …) (sary 20 sy 21)

FANAMPIANA SY FIKARAKARANA FOARA (sary 22 sy 23)
• Ankazondandy
• Anosiavaratra
• Ambohimalaza
• FIAM Barea Mahamasina

ASA SÔSIALY(sary 24,25,26,27,28 ary 29)
• Fanampiana ireo vahoaka niharan’ny rivodoza FITIA sy GEZANI teto Analamanga sy tany amin’ny faritra Atsinanana : Toamasina, Ampahitrosy (fanamafisana fefiloha), Antsahabe Bongatsara, Morarano Alarobia, Ankazondandy, Anjozorobe, Ankazobe

• Fanetsehana ny « moto pompe » miisa 3 nandritrana rano teto Antananarivo
• Fanampiana ireo fianakaviana 13 tafo may trano teny Ampasika,
• Fanampiana ireo niharam-boina tamin’ny 25 septambra 2025
• Fanampiana ireo zaza kamboty ahian’ny fikambanana FIVAPOVA
• Fanampiana ny Akany Fanarenana ny zaza nania, Anjanamasina
• Fanampiana ireo zokiolona

FANOHANANA NY SEHA-PAMOKARANA
• Fampitaovana ireo fikambanam-behivavy sy ireo tantsaha (fizaràna fitaovam-pamokarana, fizaràna masomboly, fizaràna zezika…) (sary 30 sy 31)

FITANTANANA NY MPIASA
• Fitsinjovana sy fanomezan-danja ny mpiasan’ny Faritra Analamanga (sary 32 sy 33)

Teny filamatra : Faritra Analamanga ,MIASA, MIASA, MIASA ary asa misy vokatra azo tsapain-tanana no atao.
 

Dans la même rubrique

17-juil-2026

125 Miliara Ariary eo hatreto ny kaonty nogiazana

Card image cap
17-juil-2026

Miara-miasa amin’ny rafitra iraisampirenena ny ARAI

Card image cap
17-juil-2026

Vao nanomboka dia nangotraka ny delestazy...

Card image cap
17-juil-2026

Misy mibodo ny tanin'ireo mponina

Card image cap
17-juil-2026

marika World Cola ny mpanankato Denise.

Card image cap
17-juil-2026

mampanahy raha tsy miara-mientana isika»

Card image cap