airtel

Actualités

16-janv-2025

Rotsak’orana

Niato sahady indray

Sample post image

Niato sahady indray ny rotsak’orana izay neverina hifampitohy tao anatin’ny 3 andro,

16-janv-2025

izany hoe mifarana anio, raha ny vinavinan’ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro mikasika ny toetr’andro ho an’ny eto afovoan-tany. Hidina ho mbola somary nidina kosa na izany aza ny maripana satria dia nanodidina ny 20 degre selsiosa teo izany. Mbola tena azo lazaina ho ambany, tsy nahavonto ny tany akory anefa ny rotsak’orana azo taorian’iny fandalovan’ny rivodoza iny, raha ny fanazavàn’ireo tantsaha mpamokatra eto Analamanga. Andrasana indray, araka izany, izay mety ho fipetrany amin’ity anio ity na hiverina sy hihabetsaka izay rotsak’orana izay na tsia fa ny azo antoka hatrany aloha dia ny hoe mbola maro ireo mponina, indrindra, ireo tantsaha mpamokatra no miandry fatratra ny hitoizan’izay rotsak’orana eto amin’ny firenena izay.
J. Mirija

 

Dans la même rubrique

06-mars-2026

ady amin'ny kolikoly ny mpiasa

Card image cap
06-mars-2026

Miverina amin’ny laoniny ny tolona,

Card image cap
06-mars-2026

Niverina ofisialy ny fitrandrahana,

Card image cap
06-mars-2026

natokana ho an’ny sosialy na RSE

Card image cap
06-mars-2026

8 taona sisa navelan’ny voay

Card image cap
06-mars-2026

Miantso vonjy amin’ny fitondràna ireo mponina sy mpiaro zon’olombelona

Card image cap