airtel

Actualités

23-mai-2025

Sefo fokontany eny Ankadifotsy

«Ikoizan'ny mponina ny amin'ny

Sample post image

setrasetra, fikasihan-tanana, ompa…»

23-mai-2025

Efa ikoizan'ny mponina ny amin'ny setrasetra, fikasihan-tanana, manompa rehefa mamo ny sefo fokontany eny Ankadifotsy, izay nalain’ny mponina sary teo am-panaovany izany heverina fanaparam-pahefany izany ny alin’ny alarobia 21 may teo, raha ny fampitam-baovao voaray omaly. Idiany ny paompy. Felahiny ny olona. Ny ompa mandeha ihany. Raha tokony ho Raiamandreny maodely, hoy ny mponina, dia manome ohatra ratsy ho an'ny tanora. Mangataka, noho izany ireo mponina eny an-toerana, ny amin’ny mba handraisana fepetra amin'ny tomponandrikitra tahaka itony fa lasa tsy misy Raiamandreny sy zanaka intsony, hoy hatrany ny mponina eny Ankadifotsy.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

06-mars-2026

ady amin'ny kolikoly ny mpiasa

Card image cap
06-mars-2026

Miverina amin’ny laoniny ny tolona,

Card image cap
06-mars-2026

Niverina ofisialy ny fitrandrahana,

Card image cap
06-mars-2026

natokana ho an’ny sosialy na RSE

Card image cap
06-mars-2026

8 taona sisa navelan’ny voay

Card image cap
06-mars-2026

Miantso vonjy amin’ny fitondràna ireo mponina sy mpiaro zon’olombelona

Card image cap