airtel

Actualités

16-oct-2025

Stan’ley Ramarivelo

«Afaka maka aina aho, lasa nitsoaka ilay fototry ny ratsy»

Sample post image

Niezaka natory kely aho fa reraka sy tsy

16-oct-2025

ampy torimaso fa adin'ny dimy dia nifoha sahady, hoy ny mpampaneno lakolosy, Stan’ley Ramarivelo, naneho ny hafaliany fa tafavoakan’ny fonja. Rakotry ny fitiavanareo aho, hoy izy. Rakotry ny fahasoavana sy fitiavanareo ny tenako. Ny tena tiako koa dia ny mahita anareo rehetra lasa mpampaneno lakolosy daholo. Afaka maka aina amin'izay aho fa lasa nitsoaka any ivelany ilay fototry ny ratsy, hoy hatrany ny tenany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

30-avril-2026

ny miaramila sy tanora handoro toby mpihary herinaratra »

Card image cap
30-avril-2026

Tanora miisa 15 no indray

Card image cap
29-avril-2026

Tsy tena tsapa ilay fanovàna ! Apetrao ny satan'ny tetezamita fanavaozana !"

Card image cap
29-avril-2026

birao vaovao, notsofina rano

Card image cap