airtel

Actualités

12-déc-2025

Stan’ley Ramarovelo

«Tsy handroso ny firenena

Sample post image

mbola miantehitra amin’ny frantsay»

12-déc-2025

Tsy misy firenena mandroso eo ambany fiahian’ny frantsay izany, hoy ny mpampaneno lakolosy, Stan’ley Ramarovelo, ka noho izany dia tsy ekena ny fitsabahan’ny frantsay ao anatin’ny raharaham-pirenena malagasy. Tsy ny fiankinan-doha amin’ny frantsay ihany, hoy izy, no resaka eto fa ireo firenena hafa nambotry ity firenena ity hatramin’izay. Tsy handroso ny firenena mbola miantehitra amin’ny frantsay. Voakasika manokana amin’izany i Afrika, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

22-sept-2026

fanadihadiana parlemantera ny ACM ‎

Card image cap
22-sept-2026

rehetra ao aminy ny FFKM

Card image cap
22-sept-2026

Iles Eparses, hitad mpiara-miombon’antoka

Card image cap
22-sept-2026

Handoavana 15000Ar isaky ny fiara tsy misy entana

Card image cap
22-sept-2026

7 lahy voasambotra sy nidoboka am-ponja

Card image cap