airtel

Actualités

09-juil-2026

TOAMASINA

Manomboka milamina ny famokarana angovo

Sample post image

Vinavinaina hahatratra 29 MW ny tanjaky

09-juil-2026

ny famokarana herinaratra ao Toamasina manomboka amin'ny faran'ity herinandro ity, noho ny ezaka fanarenana sy famahana olana marolafy. Latsaky ny 26 MW kosa ny filàna amin'izao fotoana izao. Midika izany fa hisy tahiry famokarana ahafahana miantoka tsara kokoa ny famatsiana herinaratra. Marihina anefa fa mbola tsy tafiditra ao anatin'io 29 MW io ny famokarana 6 MW avy amin'i Volobe I izay mbola miandry ny fahatongavana sy fametrahana ilay tariby (câble) mirefy 70 km. Tsiahivina fa lasibatry ny rivodoza i Toamasina, izay niteraka olana goavana samihafa, ka anisany ny famokarana herinaratra. Tsy mijanona eo anefa fa mitohy ny ezaka fanarenana.
Toky R
 

Dans la même rubrique

26-août-2026

tsy nahavaha olana

Card image cap
26-août-2026

fahaverezam-panahintsika!»

Card image cap
26-août-2026

maso sy fisavana ny Minisitera

Card image cap
26-août-2026

Madagasikara hizorana

Card image cap
26-août-2026

120 tapitrisa dolara fa tsy 77

Card image cap
26-août-2026

Nifanekena ny hanatsarana ny tolotra « mobile money »

Card image cap