airtel

Actualités

16-déc-2025

VANIM-POTOANAN'NY FETY

Azo hatao tsara ny manolo

Sample post image

ireo karazana kojakojan-tokantrano

16-déc-2025

Manerantany rehefa volana desambra toy izao, dia ny fanavaozana ny entana ao an-tokantrano sy ny fanomezana hatolotra, no hifantohan’ny sain'ny daholobe. Misy ireo toerana ahitana ny hiaka farany amin'ny teknolojia mifanandrify amin’ izany. « Ho fanomezana fahafam-po ny besinimaro dia misy ny botika vaovao vao nisokatra eny Ivandry akaikin'ny sekoly Clairefontaine . Maro ny entana vaovao sady mibika ato aminay, hoy ny tompon’andraikitra ao amina trano fivarotana iray . Ao ny batterie solaire : lithium sy gel - panneaux solaire mono sy polychristalline, convertisseur, stabilisateur. Ny frigo amin' ny vidiny mirary sy ny Canvas tv mini Led - 4K Qled ny écran plat samihafa misy 17 hatramin ny 120" . Amin' izao fotoana izao, dia misy fihenam-bidy ny entana sasantsasany . Mbola misy koa ny brushing, mixeur, réfrigérateur jeyoo Télé Led 12 volts ( afaka mandeha batterie ), climatiseur mural sy portatif, congélateur ( fonctionnel 135 ora ao arianan ny delestazy ), table de mixage, subwoofer, plaque de cuisson, mini chaîne, , micro,
Pati
Légende : Fotoana fanoloana ireo karazana kojakojan-tokantrano ny volana Desambra tahaka izao !

 

Dans la même rubrique

30-avril-2026

ny miaramila sy tanora handoro toby mpihary herinaratra »

Card image cap
30-avril-2026

Tanora miisa 15 no indray

Card image cap
29-avril-2026

Tsy tena tsapa ilay fanovàna ! Apetrao ny satan'ny tetezamita fanavaozana !"

Card image cap
29-avril-2026

birao vaovao, notsofina rano

Card image cap