airtel

Actualités

16-mai-2025

Zazavavy kely miisa 7

Naolana raim-pianakaviana iray

Sample post image

Zazavavy kely miisa 7, manodidina ny 3 hatramin'ny 14 taona,

16-mai-2025

no nifandimby niharan'ny fanolanana nataona raim-pianakaviana iray tao amina fokontany antsoina hoe Malandy avaratra 2, raha ny fampitam-baovao voaray omaly. Fanolanana sy fanerena nataony tamin'ny zanany naterany, zaobaviny, zana-drahavaviny vadiny, fiainakaviany izany, hoy ny fanazavàna. Izany hoe olona akaiky azy avokoa ary manana rohim-pihavanana aminy ireto ankizy naolany ireto. Efa eo am-pelantanan’ny mpitandro filaminana ny raharaha ankehitriny, raha ny fanazavàna voaray hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

21-avril-2026

Ben'ny tanàna ny Vahoaka

Card image cap
21-avril-2026

10 volana izay no dify taorian’ ny

Card image cap
21-avril-2026

hoy ny ben’ny tanàna

Card image cap
20-avril-2026

amin’ny Fanjakana sy ny PTF

Card image cap
20-avril-2026

ny fanenjehana ny Mopera Pédro

Card image cap