airtel

Fandriampahalemana

10-août-2026

FANDRIANA

Olona 3 mianaka voaroba, 1 voatifitra

Sample post image

Mirongatra ny tsy fandriampahalemana

10-août-2026

any amin'ny distrikan'i Fandriana. Olona 3 mianaka handeha hody avy nivarotra no nosakanan'ny jiolahy mitam-basy miisa 2. Tao amin'ny kaominina ambanivohitr' Ambaniavaratra, distrikan'i Fandriana no nitrangan'izany afak'omaly Sabotsy 08 Aogositra tokony ho tamin'ny 9 ora alina. Lasa tamin'izany avokoa ny vola sy ny finday niampy fahana maromaro. Voatifitra tamin'izany ihany koa ny iray tamin'izy 3 mianaka ka teo amin'ny tanany no vola raha vantany vao nanohitra ireo mpanao ratsy. Na izany aza tsy nisy aina nafoy. Efa nahazo ny fitsaboana sahaza azy ilay naratra raha araka ny loharanom-baovao voaray.
Nangonin'i Pati
Légende : Santionany tamin'ireo fitaovana nampiasain'ilay mpanao ratsy !
 

Dans la même rubrique

11-sept-2026

Tambazotra iray ravan'ny Zandary, olona 5 voasambotra

Card image cap
11-sept-2026

ny afera Kolonely Patrick…

Card image cap
11-sept-2026

Mandoa ra, simba tanteraka...votsotra ilay mpanolana

Card image cap
11-sept-2026

Olona 3 naiditra am-ponja tao Sambava

Card image cap
10-sept-2026

tontolo izao i Madagasikara

Card image cap