airtel

Fandriampahalemana

30-mars-2026

Mpidoroka Rôrô

Mamaky trano ahitàna 60.000 Ariary isan’andro

Sample post image

Lehilahy iray no voalaza fa tsy maintsy

30-mars-2026

mitady 60.000 Ariary isan'andro hitsindronana Rôrô na ilay zava-mahadomelina mahery vaika miparitaka amina elakelan-trano maro toy ny eto Antananarivo, taona vitsivitsy lasa izay. Noho izy miankin-doha tanteraka amin'io zava-mahadomelina io no antony nisamborana azy ka nahatrarana azy teny Alasora, raha ny fampitàm-baovao voaray ny sabotsy teo. Lasa mpamaky trano gaigy lahy ity mpiletra Rôrô ity mba ahitàny an'io vola io. Tra-tehaky ny mpitandro filaminana tamin'ny asa ratsiny, araka izany, no niafaràny ka notanana atao famotorana eny amin'ny biraon'ny polisy, raha ny fampitàm-baovao hatrany mikasika ity mpidoroka Rôrô ity.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

05-juin-2026

ho mpandray ny fanasan'i Tompo

Card image cap
05-juin-2026

sady novonoin'ny sipany

Card image cap
04-juin-2026

Efa ho 80 ny tranga, 30 mahery maty tamin’ny fomba feno habibiana

Card image cap
04-juin-2026

Paikady hataon'ny sasany tsy hahamari-toerana ny fanjakana io

Card image cap