airtel

Fandriampahalemana

06-févr-2025

Vaky trano isan-kalina

Velon-taraina ny eny Ambatobe

Sample post image

Velon-taraina ny mponina eny amin’ny fokontanin’Ambatobe manoloana ny vaky trano na hala-boty

06-févr-2025

saika isan-kalina mitranga eny an-toerana tato ho ato, raha ny fanazavàn’ireo mponina eny an-toerana. Isa-maraina izao dia saika ahenoina trano nisy nanafika na nisy mpangalatra niditra, hoy ny fanazavàna. Efa maro ny fitarainana nampandrenesana ireo tomponandraikitra mikasika ny tokony handraisana fepetra hitandroana manokana ny filaminana eny an-toerana saingy mbola tsy mety tomombana izany hatramin’izao. Inoana, hoy hatrany ireo mponina, fa mba hisy amin’izay ny paikady manokana mifandraika amin’izany avy amin’ny tomponandraikitra amin’ity taona ity.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

29-avril-2026

40 eo lasan’ny dahalo

Card image cap
29-avril-2026

nihampatra omaly maraina

Card image cap
29-avril-2026

Matin’ny zandary ao amin’ny zanatobim-paritra

Card image cap
28-avril-2026

Mangataka "postes budgétaires" sy

Card image cap
28-avril-2026

Mety hitana ny sain’ny maro ny

Card image cap