airtel

Politique

02-juin-2023

Politique

Antoko politika Matsilo «Na ny fitondrana aza mahita fa tsy amin’ny izy ny fitantanany»

Sample post image

Madagasikara an’ny malagasy no fantatray, hoy ny antoko politika Matsilo. Na ny fitondrana ankehitriny aza, hoy ny filohan’izy ireo, Joseph Yoland,

02-juin-2023

mahita fa tsy amin’izy mihitsy ny fitantanany ity firenena ity. Mijaly ny vahoaka. Tsy handeha hitarika olona an-dalam-be moa izahay hoe andeha ho samborina sy gadraina. Ny hiaro ity tany ity sy ny vahoaka madinika no tanjonay. «document cadre du refondation du système» na fototra iaingan’ny fanorenana ifotony ny rafitra eto ilay hoe «Madagascar le changement» nosoniavin’ny maro an’isa tamin’ny tetezamita. Mila ampiharina io. Ataontsika izany rehefa misy ny fampiantsoana, hoy hatrany ity antoko politika ity.
J. Mirija
Légende : Ny filohan’ny antoko Matsilo
 

Dans la même rubrique

29-avril-2026

Nampanantsoina ny Ambasadaoro Frantsay,

Card image cap
28-avril-2026

ara-panahy ny hoe anjaran’ny atsimo izao»

Card image cap
28-avril-2026

Avelao aloha hiasa ny Mpitondra

Card image cap
28-avril-2026

Tsy misy vahaolana afa-tsy fanovàna rafitra»

Card image cap