airtel

Politique

16-déc-2025

Antoko politika Matsilo

«Tsy miova ny vina fa mbola

Sample post image

Madagasikara ho an’ny fanovàna»

16-déc-2025

Faly manoloana ny fitsaharàn’ny fitondràna teo aloha ny antoko politika Matsilo, hoy ny filohany, Joseph Yoland. Maha lany fanahy ihany nefa, hoy izy, ny fanombohan’ny fitondràna vaovao. Mandray anjara amin’ny alalan’ireo solontenany amin’ny fikaonandoham-pirenena ny antoko amin’izao fotoana izao saingy manafatra hatrany ny amin’ny hitandremantsika tsy ho tratry ny velam-pandriky ny vahiny. Tsy miova ny vina atolotry ny antoko fa izay efa voarakitra anaty boky mitondra ny lohateny hoe «Madagascar, le changement» na Madagasikara ho an’ny fanovàna. Mahasahana ny sehatra rehetra, indrindra, ny toekarena sy harena an-kibon’ny tany iny, hoy hatrany ny antoko Matsilo.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

30-avril-2026

Handeha ireo dingana samihafa, efa misy raharaha sy fitoriana any amin’ny Bianco…

Card image cap
30-avril-2026

Natao ny tolona noho ny tsy fitiavana

Card image cap
30-avril-2026

ny fanabeazana politika sy maha olompirenena»

Card image cap
30-avril-2026

Mihenjan-droa ny tady eo amin’i Madagasikara sy Lafrantsa

Card image cap
30-avril-2026

federalista mandritra ny fikaonan-doham-pirenena

Card image cap
29-avril-2026

Nampanantsoina ny Ambasadaoro Frantsay,

Card image cap