airtel

Politique

09-déc-2025

Fikaonandoham-pirenena

Manam-pahaizana miisa 8

Sample post image

no hanampy ny FFKM

09-déc-2025

Manam-pahaizana miisa 8, raha ny fampitàm-baovao voaray omaly, no hanampy ny Fiombonan’ny fiangonana Kristianina eto Madagasikara na FFKM ara-kevitra mandritry ny fikaonandoham-pirenena izay efa omanin’izy ireo amin’izao fotoana izao. Isan’ny voalaza ho ao anatin’izany ny filànkevitra na «consultante» eo anivon’ny firenena mikambana na ONU aty Afrika sy sampan-draharaha misahana ny fifanakalozam-barotra aty atsimon’i Afrika na SADEC, Attalah Béatrice, sy ny Pr Alain Tehindrazanarivelo, masoivohon’ny vondrona afrikanina teo aloha. Ho fantatra tsy ho ela kosa ireo 6 hafa. Zanaky ny FFKM avokoa izy ireo, raha ny fanamarihana sy fampitàm-baovao voaray hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

17-avril-2026

mba tsy ho voafandrika

Card image cap
17-avril-2026

izany ny Filohan'ny fanavaozana, hoy ny Pr Joseph

Card image cap
17-avril-2026

Fiantsoana ny tafika hikomy,

Card image cap
16-avril-2026

Nilatsaka ny didin'ny Minisitera ny Atitany

Card image cap
16-avril-2026

tao anatin’ny 48 ora...

Card image cap
16-avril-2026

Tsy ho vita ao anatin’ny 5 volana ny

Card image cap