airtel

Politique

20-avril-2026

Hary Razafindrazaka

"Ireo MAPAR anaty fitondrana

Sample post image

no tena misakana ny fanavaozana"

20-avril-2026

Avahako tsara hatreto i PRRM na ny filohan'ny fanavaozana ny repoblikan'i Madagasikara sy ireo milaza mpanohana azy toy ireto MAPAR taloha na vaovao ao amin'ny antenimieram-pirenena ireto, hoy ny mpikatroka eo anivon'ny antoko politika Leader Fanilo, Hary Razafindrazaka. Ireo no tena misakana ny fanavaozana, hoy izy. Misy olona mody manao propagandy ho an'ny PRRM mafana fo be ary atosiny mafy be mihitsy ny PRRM hilatsaka dia rehefa tonga ny fotoana ka tsy hilatsaka ny PRRM noho ny etika na noho ny faneren'ny tsikera samihafa na ny fiarahamonim-pirenena na ny Vondrona iraisampirenena dia ho avy izy hitonon-tena ho "candidat de substitution" na kandida misolo toerana. Ny propagandiny moa efa vita nandritry ny tetezamita. "Fiction" na fanahiana ihany izany fa araho tsara ny tantara dia ampitso isika mahita izy. Ireo MAPAR anaty fitondrana no tena misakana ny fanavaozana, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

19-juin-2026

solontena ao amin’ny HCC…

Card image cap
18-juin-2026

amin’ny ara-dalàna no tokony hapetraka!»

Card image cap
18-juin-2026

Raha somary nangingina ilay raharaha

Card image cap
18-juin-2026

Mahay miasa aho ! », hoy ny Filohan’ny

Card image cap