airtel

Politique

17-nov-2023

Kara-pifidianana

Nahitana « doublon » sy « triplon »

Sample post image

Mbola niverina ny « doublon » sy « triplon » raha ny fanamarihana momba ny kara-pifidianana.

17-nov-2023

Tranga anankiray nisy namoaka, ohatra ny karatra roa izay misy anarana mitovy, samy vavy, niova kely ny laharan'ny karapanondro, samy hafa ny laharana ao amin'ny lisi-pifidianana, mazava ho azy mifidy amina biraom-pifidianana roa fa samy ao amin'ny CEG Ambohipo ihany anefa, hoy ny fanamarihana. Ny alarobia teo ihany koa, voalaza fa nahitana kara-pifidianana triplon, izany hoe karatra 1 misy dika 3 mitovy, maromaro teny amin'ny fokontany Soamanandrariny, kaomin'Ambohimangakely. Ireo karatra vaovao vao nozaraina hiatrehana ny fifidianana rahampitso moa izy ireo.
Toky R
 

Dans la même rubrique

18-févr-2026

nilatsaka ny fanapahan-kevitry ny Birao maharitry

Card image cap
18-févr-2026

Betsaka noho ny miaramila Rosianina

Card image cap
17-févr-2026

Nitsefotra ny fikasana hitarika olona

Card image cap
17-févr-2026

tsy miorina amin'ny fahamarinana"

Card image cap