airtel

Politique

27-août-2025

Nantenaina Rakotonirina

«Maninona no misy esorina dia misy tsy esorina?»

Sample post image

Raha ampahatsiahivina ny zava-nitranga tamin’ireo raharaha samihafa teto Madagasikara,

27-août-2025

tahaka ny nahazo ny tale teo anivon’ny minisiteran’ny fahasalamana, ohatra, rehefa nanao teny tsy voahevitra teo anivon’ny haino aman-jery dia avy hatrany dia nalàna tamin’ny alalan’ny filàn-kevitry ny minisitra, hoy ny mpandinika fiainam-pirenena, Nantenaina Rakotonirina. Toy izany koa, hoy izy, ny minisitry ny fitaterana nanoloana ity raharaha Boeing 777 ity. Ny tale jeneralin’ny ACM na «Aviation civile de Madagascar», izay sampan-draharaha misahana ny fifamoivoizana ana habakabaka eto amintsika moa izao, any am-ponja. Voatazona vonjimaika! Mbola tsy hitantsika hoe aiza ny antotan-kevitra nanalàna azy tamin’ny toerany? Maninona no misy esorina dia misy tsy esorina? Mampiahiahy izany raharaha izany. Lasa misy mizàna tsindriana ila ve? Misy fanavakavahana ve eo amin’ny fitantanan-draharaham-panjakàna na raharaham-panjakàna? Rehefa iza no manao ny tsy mety dia avy hatrany dia esorina ary rehefa iza dia tsy esorina, hoy hatrany ny tenany?
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

30-avril-2026

Handeha ireo dingana samihafa, efa misy raharaha sy fitoriana any amin’ny Bianco…

Card image cap
30-avril-2026

Natao ny tolona noho ny tsy fitiavana

Card image cap
30-avril-2026

ny fanabeazana politika sy maha olompirenena»

Card image cap
30-avril-2026

Mihenjan-droa ny tady eo amin’i Madagasikara sy Lafrantsa

Card image cap
30-avril-2026

federalista mandritra ny fikaonan-doham-pirenena

Card image cap
29-avril-2026

Nampanantsoina ny Ambasadaoro Frantsay,

Card image cap