airtel

Politique

17-nov-2025

Samson Rakotonomenjanahary

«Iangaviana mihitsy ny

Sample post image

tsy hidiran’ny OIF amin’ny sehatra rehetra!»

17-nov-2025

Ny taona 1885 no nanao fifanarahana protektorà i Frantsa sy Madagasikara saingy tsy neken’ny fitondrana Merina, hoy ny mpahaitantara, Samson Rakotonomenjanahary. Raikitra, hoy izy, ny ady avy eo. Voazanaka tanteraka isika ny taona 1896 hatramin’ny 1960. Ny taona 1960 hatramin’ny 2025 nahazo saritsarim-pahafahana. Taona 2026 no ho mankany dia na tena ho voazanaka tanteraka indray na hiha mafy ilay saritsarim-pahafahana raha tsy tanteraka ny tena fanovàna. Takiana ny fanovàna tena izy, noho izany, ary iangaviana mihitsy ny tsy hidiran'ny OIF na ny rafitra iraisampirenena misahana ny firenena miteny frantsay amin'ny sehatra rehetra isaky ny departemanta ministerialy fa indrindra ny MSK na ny minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina sy ny fampianarana! Tena loza ho antsika satria famotehana ny maha izy antsika ireo. Raha mbola tsy tonga saina ianareo dia tsy fanovàna izay notakianay no apetraka eto, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

30-avril-2026

Handeha ireo dingana samihafa, efa misy raharaha sy fitoriana any amin’ny Bianco…

Card image cap
30-avril-2026

Natao ny tolona noho ny tsy fitiavana

Card image cap
30-avril-2026

ny fanabeazana politika sy maha olompirenena»

Card image cap
30-avril-2026

Mihenjan-droa ny tady eo amin’i Madagasikara sy Lafrantsa

Card image cap
30-avril-2026

federalista mandritra ny fikaonan-doham-pirenena

Card image cap
29-avril-2026

Nampanantsoina ny Ambasadaoro Frantsay,

Card image cap