airtel

Politique

13-oct-2025

Tsy fahazakana demokrasia

Miha mikatona hatrany ireo pejy

Sample post image

misy ifandraisany amin'ny fitondrana

13-oct-2025

Hita ho miha mikatona hatrany amin'izao fotoana izao ireo pejy anaty tambazotran-tserasera misy ifandraisany amin'ny fitondrana ny tany sy ny firenena. Isan'ny nanaitra indrindra ireo mpanara-baovao, ohatra, ny tsy nandehanan'ny pejin'ny CIRGN na ny zandarimariam-pirenena nanomboka ny marainan'ny sabotsy teo tanaty tambazotran-tserasera Facebook. "Désactiver" na hoe tsy miasa moa no soratra mipoitra teo amin'ny pejy. Isan'ireo tsy nahafahana naneho hevitra na nanao "commentaire" ihany koa teo amin'ny pejin'ny primatiora. Hatramin'ny pejin'ny fahitalavim-panjakana na TVM aza dia nahitana izay fomba fiasa heverina ho mampiharihary fara-tampony ny tsy fahazakana demokrasia eto amin'ny tany sy ny firenena izay.
Nangonin'i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

29-avril-2026

Nampanantsoina ny Ambasadaoro Frantsay,

Card image cap
28-avril-2026

ara-panahy ny hoe anjaran’ny atsimo izao»

Card image cap
28-avril-2026

Avelao aloha hiasa ny Mpitondra

Card image cap
28-avril-2026

Tsy misy vahaolana afa-tsy fanovàna rafitra»

Card image cap