airtel

Actualités

11-juil-2025

ALAKAMISY FENOARIVO

Mpanao mena mahazo iray nosamborina

Sample post image

Tsy mamela mahazo ny mpanao menamahazo rehefa tratrany ianao.

11-juil-2025

Lehilahy iray no voasambotra rehefa niantsoan'ny olona zandary tao Ambohimasina Alakamisy Fenoarivo afak'omaly Alarobia 09 Jolay. Rebirebeny avokoa ny olona mba hiloka eo aminy ary tsy hamelany raha tsy fongana hatramin'ny fananana eny an-tanana toy ny finday... Mbola tratra teny aminy moa ireo karatra nampiasainy nentiny nisolokiana tamin'izany. Raha araka ny fantatra dia ny zandary avy ao amin'ny Borigadin'i Fenoarivo sy ny avy ao Antanety II no niara-nisalahy tamin'ny fisamborana azy. Avy eny Tsimbazaza moa ilay ranamana io no tonga nanafay olona teny Ambohimasina Alakamisy teny.
Pati
Légende : Ity ilay mpanambaka olona amin'ny lalao mena mahazo ! 

Dans la même rubrique

28-avril-2026

intsony mitantana ny tanàna

Card image cap
28-avril-2026

Any amin'ny 900km no mitondra hataina eto Iarivo

Card image cap
28-avril-2026

Miantso ny rehetra ho sarotiny amin’ny vakoka sy harem-pirenena

Card image cap
28-avril-2026

Hojerena ny fahasalaman’i Mirana, hianatra asa

Card image cap
27-avril-2026

Mbola tsy niasa dia potika, mampiahiahy ny kalitao na teo aza ny rivodoza

Card image cap
27-avril-2026

12 lahy voasambotra tany Soanierana Ivongo

Card image cap