airtel

Actualités

03-mars-2026

Ambadiky ny SOMACOU

May ny orinasa mpanao kapa

Sample post image

Omaly hariva, tokony ho teo amin’ny 7

03-mars-2026

ora teo, no nahitàna firehetana ny orinasa mpanao kapa eny Manjaka, kaominina Ankadikely Ilafy, ambadiky ny orinasa mpamokatra bodofotsy na SOMACOU. Raha ny fampitàm-baovao voaray tamin’ireo nanatri-maso teny an-toerana dia nanano-sarotra ny nahazo antso ny sampana mpamonjy voina teny an-toerana. Vetivety dia niitatra ny afo nefa ary nitohy may ity orinasa mpanao kapa ity, raha ny fampitàm-baovao voaray hatrany. Tany amin’ny nanodidina ny tamin’ny 7 ora sasany alina tany kosa vao nisy fampitàm-baovao voaray fa efa tonga teny an-toerana ny sampana mpamonjy voina na «pompier». Andrasana anio, araka izany, ny tomban’ny fahavoazana vokatr’ity voina nitranga teny an-toerana omaly ity.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

10-sept-2026

Miahiahy sy miampanga olom-boafidy TGV ireo voakasika

Card image cap
10-sept-2026

tokony hahintsy ny fifidianana!»

Card image cap
10-sept-2026

ny volan’ny orinasan-dRajoelina

Card image cap
10-sept-2026

Niseho tamin’ny alalan’ny « visioconférence »

Card image cap
10-sept-2026

Hovitaina mialohan'ny faran'ny taona

Card image cap
09-sept-2026

rano fisotro madio tsy tapaka ny fanjakana

Card image cap