airtel

Actualités

03-févr-2025

AMBATOHARANANA IKONGO

Nitrangana haintrano goavana

Sample post image

Nitrangana haintrano goavana tao amin’ny Fokontany Ambatoharanana Ikongo omaly Alahady 02 Febroary

03-févr-2025

folakandro tokony ho tamin’ny 01 ora folakandro. Raha araka ny fantatra dia tranon’ny Ben’ny tanana teo aloha Atoa Lolo no niandohan 'ny afo izay niitatra tamin’ny trano maro manodidina. Tsy nisy entana voavonjy intsony ho an’ny sasany vokatr’izany na dia efa tonga nifanome tanana aza ny fokonolona. Any amin’ny distrikan’ Ikongo rahateo tsy mbola misy sampana mpamonjy voina ka nanano sarotra ny famonoana ny afo. Hatramin’ny fotoana nanoratanay omaly hariva moa dia mbola tsy maty ny afo. Na izany aza tsy nisy ny naratra na ny aina nafoy.
Pati
Legende : Niredareda tahaka izao ny afo !

 

Dans la même rubrique

07-sept-2026

demokrasia no tena mipetraka ny kolikoly»

Card image cap
07-sept-2026

Tsy mba miova ny tantara fa ny

Card image cap
07-sept-2026

hanamboaran-dalana eto Madagasikara

Card image cap
07-sept-2026

Hametraka ho laharam-pahamehana

Card image cap
07-sept-2026

Voalaza ho antony nahafaty olona tao amin’ny "Bloc opératoire"

Card image cap
07-sept-2026

Sinoa roalahy voatana am-ponja ao Tsiafahy

Card image cap