airtel

Actualités

26-mars-2025

ANKATOKY NY FETIN’NY PASKA

Azo hatao ny manova ny entana ao an-trano nefa tsy dia lafo

Sample post image

Azo hatao tsara ny manova ireo karazan’entana ao an-trano amin’izao ankatoky ny

26-mars-2025

fetin’ny Paska izao nefa amin’ny vidiny tsy dia lafo. Misy karazany amin’ireo hiaka farany amin’ny teknolojia mihitsy izany toy ny hita sy misy ao amin’ny tranombarotra « Baolai » etsy Soarano, Analakely ary ny Bazar be Toamasina. Ahitana luminaires sy projecteurs, vata fahitalavitra Led 12 volts mandeha batterie ( misy 19 22 ary 24 pouces - tsy mila herinatra ), batterie, panneaux solaires mono sy polychristalline, convertisseur, mini radio baffle bluetooth solaire ao aminy. Misy fihenam-bidy koa amin ireo entana sasantsasany » ho fanomezana fahafaham-po ny mpanjifa. Maro koa ny entana lohalaharana amin'ny kalitao nefa mora vidy toy ny Ecran plat Oled - Smart Tv jeyoo - toshiba » misy 17 hatramin ny 98 pouces izay misy antoka 12 volana. Ny congélateurs (mitazona hatsiaka 135 ora aorian’ ny delestazy ) , ny machine à café à capsule, ventilateur…
Pati
Legende : Santionany amin’ireo karazan’entana ao amin’ny Baolai !
 

Dans la même rubrique

16-juin-2026

Nanapotsitra ireo maharary ny vahoaka

Card image cap
16-juin-2026

raha tena mahaleotena isika!»

Card image cap
16-juin-2026

Nitrangana fitokonana sy fihetsiketsehana

Card image cap
16-juin-2026

zareo japoney! Firenena azo lazaina hoe

Card image cap
16-juin-2026

solika 70 000L isan’andro…

Card image cap
16-juin-2026

Hividy sy hanodina ny vokatry ny tantsaha ny RALI

Card image cap