airtel

Actualités

18-juin-2026

Asa hafakely

Mijery baolina dia

Sample post image

mahazo 225 tapitrisa Ariary eo

18-juin-2026

Lehilahy miisa 2 antsoina hoe Austin Franklin sy Kevin Akto no tsara vintana indrindra tamin'ireo olona 6000 te ahazo asa ka noraisin'ny orinasa Fox one, raha ny vaovao isan’ny miavaka voaray omaly indray mikasika ny amboara erantany eo amin’ny taranja baolina kitra io. Ny asa miandry azy roalahy mandritra izany dia mijery ny lalao rehetra amin'ny amboara erantany 2026. Voalaza fa lalao miisa 104 no tsy maintsy jeren'izy ireo ary ao amin'ny araben'ny Time Square, ao New York, Etazonia, no misy trano fitaratra natokana hijeren'izy ireo izany. Vola 50.000 Dolara na 225 tapitrisa Ariary avy eo ho eo no raisin'izy roalahy manao ity asa ity, raha ny fampitàm-baovao voaray hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

14-août-2026

intsony ny fikaonandoha eo!»

Card image cap
14-août-2026

miazo an'i Toamasina

Card image cap
14-août-2026

Voatendry ho Tale Jeneralin’ny CNaPS

Card image cap
14-août-2026

no filan'Antananarivo

Card image cap