airtel

Actualités

27-avril-2026

Dama Mahaleo

"Mila mifoha isika!"

Sample post image

Mila mifoha isika, hoy ny

27-avril-2026

mpanakanto sady mpahaifiarahamonina, Zafimahaleo Rasolofondraosolo na Dama! Notazonina tanaty tsy fahalalana sy fahasahiranana ny ankamaroan'ny malagasy, hoy izy, mba hahafahan'ny vahiny mifehy ny toekarentsika. Tsy misy izay tsy afarana eto. Afarana ny mofo, ny lafarinina, hatramin'ny "mayonnaise", izay vita amin'ny atody, eny, hatramin'ny vary. Nampianarin'ireo mpianatra eny Vontovorona aho hoe vao teraka izahay dia efa "connecté" na mifandray. Maka dia mandray hatrany fa rehefa mamerina ny lany izahay no atao hoe "actif" na miasa. Nozarina nandray vonona hatrany isika malagasy fa tsy notezaina hamokatra, hoy hatrany ity mpanakanto ity, ka izany no antony ilazana hoe mila mifoha isika, hoy hatrany ity mpanakanto ity.
Nangonin'i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

07-août-2026

Amperin'asa ny Delegasiona

Card image cap
07-août-2026

amin'ny ady amin'ny kolikoly

Card image cap
07-août-2026

Misokatra ny làlana ho an’i Madagasikara sy Afrika Atsimo

Card image cap
07-août-2026

Hojerena ny fomba hampandehanana azy

Card image cap
06-août-2026

Lafin-javatra iray heverina fa manahirana na

Card image cap