airtel

Actualités

04-déc-2025

Eliace Ralaiarimanana

«Fomban’ireo sesitany ireo no mirediredy sy mandrahona»

Sample post image

Iza ilay mitonon-tena ho vahoaka

04-déc-2025

milaza fa miandry ny fiverenan’ny filoham-pirenena teo aloha, hoy ny filohan’ny antoko politika Kristianina manao politika, Eliace Ralaiarimanana? Raha izahay mantsy, hoy izy, dia tena malahelo tamin’ireny firaisan’ny fitondràna tsikombakomba tamin’ireo namono olona teny Ambohimalaza. Mankasitraka ny firosoan’ny fitsaràna mahefa amin’ny fanadihadiana ireo papasosy ivoahan’ny marina! Aleo hoavy eto io anantanterahana ny fanenjehana azy fa tsy misy matahotra izay mitonona ho mpomba azy eto. Tena fomban’ireo sesitany ireo no mirediredy sy mandrahona. Efa nosasàko tamin’io ny tanako. Levona hoatrin’ny zavona io. Tsy manana fahefana eto intsony i satana, aminy anaran’i Jesoa velona avy any Nazareta, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

25-août-2026

Aoka hovitaina hatramin'ny farany ny fanavaozana natomboka"

Card image cap
25-août-2026

Manao tohivakana ny fanehoan-kevitry

Card image cap
25-août-2026

Lasibatra ny Ekar sy FLM ao Ambinanindrano

Card image cap
25-août-2026

Manoloana ireo resaka marobe

Card image cap
24-août-2026

Roa maty nihotsahan'ny tany, roa naratra mafy

Card image cap