airtel

Actualités

11-févr-2025

FIANARANTSOA

Masiaka ny varatra, nisy ny aina nafoy, trano iray nirehitra

Sample post image

Masiaka ny varatra any Fianarantsoa. Trano iray nilatsaham-potaka omaly Alatsinainy 10 Febroary

11-févr-2025

tokony ho tamin’ny 04 ora sy sasany tao Fokontany Antady, kaominina ambanivohitr’Ivoamba. Na izany aza tsy nisy ny aina nafoy fa ny entana sy ny firakotra rehetra no may tanteraka, hoy ny vaovao. Ankoatra ity farany dia fantatra fa toerana roa hafa koa no nisy varatra nilatsaka omaly Alatsinainy ihany saingy samy namoizana aina avokoa. Tany amin’ny Kaominina ambanivohitr’i Mahasoabe sy tao Ambalabe Kaominina Andrainjato no nitranga ireto roa farany. Tsiahivina moa fa tafiditra tanteraka ao anatin’ny fotoam-pahavaratra isika ankehitriny ka ilana fitandremana.
Pati
Legende : May tahaka izao ilay trano !
 

Dans la même rubrique

16-juin-2026

Nanapotsitra ireo maharary ny vahoaka

Card image cap
16-juin-2026

raha tena mahaleotena isika!»

Card image cap
16-juin-2026

Nitrangana fitokonana sy fihetsiketsehana

Card image cap
16-juin-2026

zareo japoney! Firenena azo lazaina hoe

Card image cap
16-juin-2026

solika 70 000L isan’andro…

Card image cap
16-juin-2026

Hividy sy hanodina ny vokatry ny tantsaha ny RALI

Card image cap