airtel

Actualités

10-nov-2025

Hary Razafindrazaka

"Miangavy an'ingahy Tojo mba hanetry tena"

Sample post image

Rehefa vita ny fifidianana ben'ny tanàna

10-nov-2025

dia nanjavona Ingahy Tojo Ravalomanana, hoy ny mpanao politika, Hary Razafindrazaka. Rehefa navaivay ny tolona dia tsy mba tazana teny Ingahy Tojo, hoy izy. Dia io indray izy mitsangana tamin'ny maty. Ny fanaovana politika toy izao no tsy matin'ny vavonin'ny ny vahoaka ka mahatofoka ny mpanao politika. Mila fanovana ihany koa ny fanaovana politika. Miangavy an'ingahy Tojo mba hanetry tena! Aleo ny Mpitolona no omena vahana. Soson-kevitra omeko ny mpikatroka TIM io, hoy hatrany ity mpanao politika ity.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

16-juin-2026

Nanapotsitra ireo maharary ny vahoaka

Card image cap
16-juin-2026

raha tena mahaleotena isika!»

Card image cap
16-juin-2026

Nitrangana fitokonana sy fihetsiketsehana

Card image cap
16-juin-2026

zareo japoney! Firenena azo lazaina hoe

Card image cap
16-juin-2026

solika 70 000L isan’andro…

Card image cap
16-juin-2026

Hividy sy hanodina ny vokatry ny tantsaha ny RALI

Card image cap