airtel

Actualités

02-oct-2025

Kariera nihotsaka

6 indray maty tototry ny tany

Sample post image

Enina namoy ny ainy, mpianatra vao vita

02-oct-2025

fianarana ny 6 naratra mafy Olona miisa 06 be izao mpanao kariera no fantatra fa maty tototry ny tany tany amin'ny Fokontany Marivorana, Kaominina ambanivohitr' Ankarongana, distrikan'i Befandriana Avaratra afak'omaly Talata 30 Septambra. Mpitrandraka vato mainty izy ireo ka ireo vehivavy miisa telo sy lehilahy miisa 3 no namoy ny ainy teo noho eo. Mbola nanaraka fitsaboana kosa ireo ambiny naratra mafy hoy ny vaovao. Ankoatra ireo olombelona lasibatra ireo moa dia fantatra fa tanora miisa 6 vao nahavita fianarana ireto farany naratra. Tsiahivina moa fa efa saika manam-bady aman-janaka avokoa izy 06 namoy ny ainy ireo. Namela kamboty sy mananontena maro izy ireo noho izany.
Nangonin'i Pati
Légende : Nihampatrampatra tahaka izao ny faty !
 

Dans la même rubrique

10-sept-2026

Miahiahy sy miampanga olom-boafidy TGV ireo voakasika

Card image cap
10-sept-2026

tokony hahintsy ny fifidianana!»

Card image cap
10-sept-2026

ny volan’ny orinasan-dRajoelina

Card image cap
10-sept-2026

Niseho tamin’ny alalan’ny « visioconférence »

Card image cap
10-sept-2026

Hovitaina mialohan'ny faran'ny taona

Card image cap
09-sept-2026

rano fisotro madio tsy tapaka ny fanjakana

Card image cap