Anisan’ny fitaovana ao an-tokantrano tena be mpitady noho izany ny vata fampangatsiahana tsara nefa mora. Mamaly ny filan’ny rehetra amin’izany ny tranom-barotra Baolai izay manana ilay réfrigérateur premium A+. Misy koa ny climatiseur mural sy portatif ary ny congélateurs izay mitazona hatsiaka 135 ora aorinan’ny delestazy. Ho an’ ny marika jeyoo, dia efa misy ny réfrigérateur double porte, subwoofer sy micro tsara feo hoy ny tompon’andraikitra. Ao koa ny Télé Led 12 volts mandeha batterie, misy 19, 22 ary 24 . Manerantany moa dia ny hiaka faran’ny teknolojia no maha-liana ny daholobe izay hananan’ity tranom-barotra iray ity tsara. Manana ny ivon-toerany etsy Analakely sy Soarano ary Bazar be Toamasina izy ireo. Manana fitaovana vaovao maro koa izy ireo toy ny Laser Tv misy hatramin ny 120 pouces - Télé Led sy Smart Tv misy 17 hatramin ny 98 pouces ( misy antoka 1 taona), ny synthétiseur, ny panneau solaire mono sy poly cristalline, ny mini chaine, ny friteuses ary ny four multi – function.
Pati
Legende : Be mpividy tahaka izao ny kojakojan-tokantrano ao amin’ny tranom-barotra Baolai noho ny kalitaony !
Ny injeniera malagasy, Mamitina Rolando Randriamanarivo no nahazo ny loka tamin’ny
Anisan'ireo mpandray anjara ao amin'ny foara iraisam-pirenena eto Madagasikara
Mety hisy ranon’orana anio Zoma 23 May raha araka ny vinavinan’ny Sampana
Zazalahy kely dongadonga no sady salama tsara vao 5 volana monja no fantatra fa