airtel

Actualités

16-nov-2022

Actualités

Mahatsinjokely-Bemahatazana Tanora katolika 2 maty nilatsaham-baratra

Sample post image

Namono olona indray ny varatra tany amin’ny distrikan’i Tsiroanomandidy. Tanora katolika miisa roa no indray maty nilatsaham-potaka, mpino eo anivon’ny fiangonana Katolika Ekar Mahatsinjokely

16-nov-2022

distrikan'i Bemahatazana, diosezin'i Tsiroanomandidy. Ny sabotsy lasa teo, tokony ho tamin'ny 9 ora alina no nitrangan’ny loza. Raha araka ny fantatra dia avy nanao alim-bavaka ireo tanora ireo no izao lasibatra izao ka nafoiny hatramin’ny ain-dehibeny. 30 hafa kosa naratra mafy ary mbola manaraka fitsaboana avokoa ny ankamaroany. Misy ny may ny tanany, ny tongony, ny vatany ny an’ny sasany….Efa tonga nankahery ireo fianakaviana moa ny Evekan'i Tsiroanomandidy, ny Mgr Randrianantenaina Gabriel.
Nangonin’i Pati
Legende : Mamono olona hatrany ny varatra eto Tsiroanomandidy
 

Dans la même rubrique

05-juin-2026

Fantantsika hatramin’izay fa ny

Card image cap
05-juin-2026

HCC raha mikotrika fanongam-panjakana"

Card image cap
05-juin-2026

ny asa no ifampitsarana!"

Card image cap
05-juin-2026

Voalohany Miisa 31 hatreto ireo Malagasy

Card image cap
05-juin-2026

mifototra amin’ny fahitsiana no tanjona

Card image cap
05-juin-2026

kolikoly amin'ny fampianarana

Card image cap