airtel

Actualités

03-sept-2025

Mamamba, ilany havia hidina any amin’ny farihy

Nirehitra ireo trano misy mpivarotra amoron-dalana

Sample post image

Nirehitra ireo trano misy mpivarotra amoron-dalana eny Mamamba,

03-sept-2025

raha ny fampitàm-baovao voaray. Saika nahitàna famaizana avokoa ireo tsenakely mpivarotra enta-madinika sy kafe ary legioma. Omaly, tokony ho tamin'ny 5 ora hariva mahery kely no may ireo fivarotana amin'ny ilany havia hidina any amin'ny farihy raha avy aty Ambohibao. Niezaka namono ny afo ny mponina fa niitatra haingana izany, hoy hatrany ny fampitàm-baovao voaray hatramin’ny fotoana nanoratanay. Somary mampametra-panontaniana ny mpanara-baovao ihany, etsy ankilan’izay, ity fahamaizana tsena mateti-pitranga eto Antananarivo ity.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

25-août-2026

Aoka hovitaina hatramin'ny farany ny fanavaozana natomboka"

Card image cap
25-août-2026

Manao tohivakana ny fanehoan-kevitry

Card image cap
25-août-2026

Lasibatra ny Ekar sy FLM ao Ambinanindrano

Card image cap
25-août-2026

Manoloana ireo resaka marobe

Card image cap
24-août-2026

Roa maty nihotsahan'ny tany, roa naratra mafy

Card image cap