kaomandin’ny Borigadin’i Namakia. Mbola mitohy hatrany mantsy ny asa fisolokiana hataon’ireo tsy mataho-tody amin’ny anaran’ity orinasa ity izay mahavita mandeha sms amin’ny findain’ireo olona manerana ny Nosy mihitsy. Milaza sy mampahafantatra io sms io fa nahazo fiara 4x4 tsy mataho-dalana avy amin’ny orinasa Namakia ilay olona ka mitaky vola izy ireo mba hikarakarana ny taratasin’ilay fiara sy ny mombamomba azy. Efa betsaka ireo roboka maika hahazo ilay fiara 4x4 ka nandefa vola ary rehefa tonga ao Namakia dia taraiky tsy mahita na inona na inona. Sahirana ny zandarimariam-pirenena any an-toerana vokatr’izany mandamina ireo olona ireo , izay miaraka amin’ny vatsikely mihitsy, antony nanaovan’izy ireo antso avo tamin’ny rehetra omaly Alakamisy 17 Oktobra. Tsiahivina moa fa efa nisy ny olona voasambotra mikasika ity raharaha ity tamin’ny taona 2010 sy 2020 saingy ny mahagaga dia mitohy hatrany ilay asa fisolokiana.
Pati
Legende : Ny kaomandin'ny borigadin’i Namakia GPCE Anifo Antonio !
Ny injeniera malagasy, Mamitina Rolando Randriamanarivo no nahazo ny loka tamin’ny
Anisan'ireo mpandray anjara ao amin'ny foara iraisam-pirenena eto Madagasikara
Mety hisy ranon’orana anio Zoma 23 May raha araka ny vinavinan’ny Sampana
Zazalahy kely dongadonga no sady salama tsara vao 5 volana monja no fantatra fa