airtel

Actualités

28-nov-2025

Nantenaina Rakotonirina

«Miroso tsikelikely amin’ny fandaminana isika»

Sample post image

Nankatoavina teny amin’ny antenimieram-pirenena

28-nov-2025

iny ny lalàna mifehy ny tetibola, hoy ny mpanao politika avy ao amin’ny Antso KAFIM na Komity fanavaozana ifotony an’i Madagasikara, Nantenaina Rakotonirina. Midika izany, hoy izy, fa mandeha araka ny lalany ny fiainam-pirenena na dia mbola misy olana ara-tsosialy. Mbola ratsy koa ny lalana. Ny azo lazaina dia hoe miroso tsikelikely any amin’ny filaminana sy fandaminana isika no dikan’izany, hoy hatrany ny tenany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

25-août-2026

Aoka hovitaina hatramin'ny farany ny fanavaozana natomboka"

Card image cap
25-août-2026

Manao tohivakana ny fanehoan-kevitry

Card image cap
25-août-2026

Lasibatra ny Ekar sy FLM ao Ambinanindrano

Card image cap
25-août-2026

Manoloana ireo resaka marobe

Card image cap
24-août-2026

Roa maty nihotsahan'ny tany, roa naratra mafy

Card image cap