airtel

Actualités

28-janv-2026

Raharaha Tanambao Tsirandrany

Tsy maty izany aho fa ity velona ity,

Sample post image

hoy ilay sefo fokontany

28-janv-2026

Midradradradra eraky ny haino aman-jery ny zanaky ny ben’ny tanàna ao Tanambao Tsirandrany fa maty izaho Aly Behozoeny, sefo fokontany any an-toerana, hoy ity sefo fokontany voalaza teo ity. Tsy maty izany aho, hoy izy, fa ity velona ity. Aty Antananarivo izy no milaza izany satria tsy fantany akory ny zava-mitranga any an-toerana. Izay no antony iantsoana ny fitondràm-panjakàna hijery ny zava-misy marina manjo ny mponina any an-toerana, hoy hatrany ity sefo fokontany ity raha niakatra taty Antananarivo nanazava ny toe-draharaha any an-toerana amin’izao fotoana izao.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

17-juil-2026

125 Miliara Ariary eo hatreto ny kaonty nogiazana

Card image cap
17-juil-2026

Miara-miasa amin’ny rafitra iraisampirenena ny ARAI

Card image cap
17-juil-2026

Vao nanomboka dia nangotraka ny delestazy...

Card image cap
17-juil-2026

Misy mibodo ny tanin'ireo mponina

Card image cap
17-juil-2026

marika World Cola ny mpanankato Denise.

Card image cap
17-juil-2026

mampanahy raha tsy miara-mientana isika»

Card image cap