airtel

Actualités

24-mars-2026

RAMATOA KELY ELISA

Tsy nody intsony rehefa nirahina nividy fotsim-bary

Sample post image

Tovovavy kely iray manodidina ny 14 taona,

24-mars-2026

ntsoina hoe : Elisa no fantatra fa nanjavona teny Alasora afak'omaly Alahady 22 Martsa tokony ho tamin'ny 08 ora alina rehefa nirahina nividy fotsim-bary. Mbola tsy niverina ny tovovavy hatramin'ny omaly hariva fotoana nanoratanay. Mirefy 1,65m ny tovovavy, lava volo, zarazara, boriibory endrika.Nanao akanjo ambony miloko volon-tsokola izy. Manao palatoha jeans mainty ary tsy manao kapa. Tsy misatroka koa. Salama saina tsara ny tovovavy. Ny laharam-pinday 034 79 157 59 na 034 14 009 54 moa no hahafahana mifandray amin'ny mpitandro ny filaminana ho an'ireo izay mahita azy.
Pati
Légende : Ity ilay tovovavy tsy hita !
 

Dans la même rubrique

05-juin-2026

Fantantsika hatramin’izay fa ny

Card image cap
05-juin-2026

HCC raha mikotrika fanongam-panjakana"

Card image cap
05-juin-2026

ny asa no ifampitsarana!"

Card image cap
05-juin-2026

Voalohany Miisa 31 hatreto ireo Malagasy

Card image cap
05-juin-2026

mifototra amin’ny fahitsiana no tanjona

Card image cap
05-juin-2026

kolikoly amin'ny fampianarana

Card image cap